|
|
|
|

Teny iditra1  fotsimbary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62] akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2][fotsim-bary] peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry.
5  [1.7][fotsim-bary] white rice cleaned and ready for cooking
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8][fotsim-bary] riz blanc prêt à la cuisson
7  [1.196] (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.
Ohatra  8  [2.324] Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary.
9  [2.470] Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro;
Voambolana  10  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  11  fotsy, vary
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fotsimbary io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02