| Teny iditra (1/3) | 1 fotsy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.]
[1.2] 5 white [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 blanc
[1.3, 1.82, 1.8] 7 nettoyé [1.82, 1.3] 8 propre [Taisaka] [1.82] 9 fourbi, rendu propre, blanchi [1.3] |
| Ohatra |
10 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 25 mainty |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 125 Fikambanana 177 amin' io teny io |
| Ohabolana | 126 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
127 Ny Loko |
| Teny iditra (2/3) | 128 fotsy |
| Sokajin-teny | 129 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
130 disregarded, vain, worthless, disparaging
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 131 fotsy |
| Sokajin-teny | 132 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
133 ravinala
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
134 ravenale
[Taisaka]
[1.82] |
| Tovy hevitra | 135 fontsy |
| Kamban-teny rehetra | 136 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | fotsy, 137 tsifo, 138 tsofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|