Teny iditra | fotsina (fotsy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made white. [1.2] | ||||||||
To be whitened [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on blanchit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | fotsiana | ||||||||
Fivaditsoratra | afontsy, fanitso, fiantso, fotsina, nafotsy, tsofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |