Teny iditra fotsina (fotsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made white. [1.2]
 To be whitened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on blanchit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fotsina, fotsiko, fotsinao, fotsiny, fotsintsika, fotsinay, fotsinareo, fotsin', fotsin-, fotsim-, fotsi-
Ny lasa : nofotsina, nofotsiko, nofotsinao, nofotsiny, nofotsintsika, nofotsinay, nofotsinareo, nofotsin', nofotsin-, nofotsim-, nofotsi-
Ny hoavy : hofotsina, hofotsiko, hofotsinao, hofotsiny, hofotsintsika, hofotsinay, hofotsinareo, hofotsin', hofotsin-, hofotsim-, hofotsi-
Filaza mandidy : fotsio
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20