Teny iditra fotsy angola (fotsy, angola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilay fotsifotsy avy nirehitra koa amin' ny sigara [Rajemisa 1985]
 [ fotsiangola ] ilay tendrony fotsy avy nirehitra amin' ny lahinjiro na sigara ka lasa lavenom-potsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Used of the burnt end of a cigar, etc.
¶ fig.: having all power extracted, deprived of all power. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/16