Teny iditra fotsy tsinay (fotsy, tsinay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy nihinan-kanina, noana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of one perishing from hunger. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/29