Teny iditra foty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy a provincial word for fotsy [Mal. putih.] [Richardson 1885]

Teny iditra foty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: football.
Teny mitovy hevitra fotibaolina

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/03