|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  foza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famoriporetana, familavilana
Sampanteny 
4  Anarana :
Tovy hevitra  5  fozafoza
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)7  foza
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] circoncision
Voambolana  10  Fahasalamana
Mpanahaka  11  didiampoitra, fora, savatse, sambatra, hasoavana, tapakanake

Teny iditra (3/4)12  foza
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony.
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] a small fresh-water crab.
16  [1.7] a crab
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8] crabe
Ohatra  18  Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
19  Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
20  Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana  21  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  42  Fitiavana Tanindrazana Fozaorana (Ravaloson Johary)
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny foza io

Teny iditra (4/4)44  foza
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.1] [Sakalava] Karazan' adabo fihinam-boa
Fanazavàna teny frantsay  47  [1.196] (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Tankarana]
Voambolana  48  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08