|
|
|
|

Teny iditra1  gaboraraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [gabo-raraka] Words spoken in a hurried manner.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies
Ohatra  6  [4.27#] Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza.
Singan-teny  7  gaboka, raraka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07