Teny iditra gaboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antontan-javatra, zavatra mifanongoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A heap, a mass, a lot, a total of many items. Compare kapoka, ankapobeny; also antontany, avosa, ambongadiny [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Tas, monceau [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17