|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sakalava] hakingana aseho amin'ny vovon-dandihazo (kilalao)
Voambolana  4  Kilalao

Teny iditra (2/2)5  Gada
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7  [2.996] Gad
Fanazavàna teny frantsay  8  [2.996] Gad
Ohatra  9  [2.996] Ary ny zanakalahin'i gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11  Toko sy andininy momba Gada

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10