Teny iditra | gaigy | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Romotra: Alika gaigy ¶ Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin' olona. [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana anglisy | foolish [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |||
imprudent, indiscreet, obstinate, mad [Richardson 1885] | ||||
imbecile; clever in a bad way [Hallanger 1973] | ||||
Famaritana frantsay | Imbécile [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
insolent, enragé, fou de colère [Abinal 1888] | ||||
habile au mal, audacieux [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | gegy | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny gaigy io | |||
2013/10/10 |
![]() |