| Teny iditra (1/2) | 1 gegy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Romotra: Alika gegy
4 Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy na gegin' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [Tankarana] enragé
[1.3, 1.19] 7 Imbécile, insolent, fou de colère [1.3] 8 [Tankarana] imprudent, indiscret [1.19] |
| Ohatra |
9 Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy!
[2.606]
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 16 gaigy |
| Tovy hevitra | 17 gegigegy |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 gegy |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 [Provincial] the shallow water when the tide has receded. See kara
[1.2] |
| Voambolana | 22 Fifamoivoizan-tsambo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|