Teny iditra | 1 gaigy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Romotra: Alika gaigy Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin' olona. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] foolish 5 [1.2] imprudent, indiscreet, obstinate, mad 6 [1.7] imbecile; clever in a bad way |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] Imbécile 8 [1.3] insolent, enragé, fou de colère 9 [1.8] habile au mal, audacieux |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 13 gegy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny gaigy io |
Fivaditsoratra | 17 gaigy, gigai |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |