Teny iditra (1/2) | 1 gaingaina |
Fototeny | 2 gaina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#194] Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 gaina |
Teny iditra (2/2) | 10 gaingaina |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] see daindaina |
Fivaditsoratra | 13 aingainga, gaingaina, nanagaigy, nigaganay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |