| Teny iditra | 1 galona sy lopotra : tafaray samy soa |
| Singan-teny | 2 galòna, 3 lopotra, 4 tafaray, 5 samy, 6 soa |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|