|
|
|
|

Teny iditra1  samy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 both, each, every one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 chacun, l'un et l'autre [1.8]
Ohatra  6  samy manana ny tiany. [2.296#54]
7  samy naka aina aloha. [2.4#60]
8  samy tia, samy manina. [2.69#228]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 19 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  label='pns' run='pronouns?w=samy' />Samy manana ny tiany.Samy naka aina aloha.Samy tia, samy manina.

Fivaditsoratra  14 Amsì, 15 masy, 16 misà, misa, samy, 17 sima

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26