|
|
|
|

Teny iditra1  galona sy lopotra : tafaray samy soa
Singan-teny  2  galona sy lopotra, tafaray, samy, soa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20