Teny iditra gatry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bosotra omen' ny olona ny polisy na antilim-bohitra [1.1]

Teny iditra gatry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mamo, mivembena, miraingiraingy, varivariny
Mitovy hevitra: didy ~ doroka ~ jobo ~ jofotra ~ tafiditra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31