|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anaram-bosotra omen' ny olona ny polisy na antilim-bohitra [1.1]

Teny iditra (2/2)4  gatry
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  Mamo, mivembena, miraingiraingy, varivariny [1.1]
Mpanahaka  7  jobo, doroka, jofotra, didy, tafiditra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31