Teny iditra gazy
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Fanovana ny gazy atao jiro. [2.366]
2Ao ny solika, ny gazy, ny arina, ny ma-soandro, ny oranioma, ny rivotra, ny rian-drano. [2.445]
3Mba tsy hampisy olana dia notsoahin' i neny tamin' ny fatana ny ny saribao nalainay teny amin' ny fanariam-pakon' ny orinasa mpanao gazy. [1.369]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11