Teny iditra | 1 gazy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 Fanovana ny gazy atao jiro. [2.366#] 4 Ao ny solika, ny gazy, ny arina, ny masoandro, ny oranioma, ny rivotra, ny rian-drano. [2.445#] 5 Mba tsy hampisy olana dia notsoahin' i neny tamin' ny fatana ny saribao nalainay teny amin' ny fanariam-pakon' ny orinasa mpanao gazy. [1.369#] |
Voambolana |
6 Simia |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/05/18 |