Teny iditra | 1 gena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitondran-javatra moramora sy amim-pitandremana amin' ny tanana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as gana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de porter entre les mains et avec soin |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 genagena |
Fivaditsoratra | 8 ange, enga, gena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |