Teny iditra | 1 genagena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitondran-javatra moramora sy amim-pitandremana amin' ny tanana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] wearing the lamba loosely, a slovenly manner of dressing, carrying softly. Comp. gedragedra. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de porter entre les mains et avec soin |
Fototeny | 6 gena |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 gena |
Fivaditsoratra | 13 agenagen, genagena, nagenage |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |