Teny iditra | 1 genagenaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina moramora am-pitandremana: Genagenaina no fitondra ny atody |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be worn loosely, to be carried carefully. |
Fototeny | 5 genagena |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 genagenaina, igenagenana, nagenagenay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |