Teny iditra |
giga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Antitra dia antitra, goga (zavatra mafy tsy laitra vaitina) [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | hard, adamantine, tough, old [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
dur, impénétrable. [David 1952 (takila G)]
|
Sampanteny |
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
giga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana anglisy | a continued sobbing. Comp. gagagaga, gogogogo. [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
giga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Betsileo]
(probablement de l'adjectif giga : vieux, dur, raccorni) Nom donné à la courge-calebasse,
Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) lorsque ses fruits, devenus adultes, ne peuvent plus être mangés comme légumes. On s'en sert alors pour faire des récipients à puiser l'eau, des instruments de musique, etc.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Lagenaria siceraria |
|