|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  goanana
Fototeny  2  goana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely
Atomboka, tohizina: Goany kosa indray ny anjaranao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be knocked at, to be rapped at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#198] qu'on ouvre avec bruit
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  goanana
Fototeny  12  goana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] to be made to do something, to be made to go at it
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3#198] qu’on publie, qu’on commence, qu'on continue
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20  angoana, aongana, goanana, naganao, nagaona, nagoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21