Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] torabato [Rakotosaona 1972]

Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] saonjo voavaofy andrahoina tsy atao be rano loatra [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vaingana misy tava 6 efamira mitovy ary rirana 12 [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cube [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra Goba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Gob [Baiboly]
Famaritana frantsay Gob [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

2015/09/07