Teny iditra godoñy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] oram-baratra, varatra [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra godony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] zahatra [Rakotosaona 1972]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra lakakihefo ~ lakatalatala

Teny iditra godony
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] (probablement de godona) Nom donné aux herbes qui poussent très dru dans les terrains cultivés. Surtout : Cynoglossum cernuum Baker et Cynoglossum discolor Baker (Borraginaceae). On les confond souvent avec des Myosotis [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cynoglossum cernuum, Cynoglossum discolor

2017/12/07