|
|
|
|

Teny iditra1  oram-baratra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] orana be fiavy arahin-kotroka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] rain accompanied with thunder and lightning
Ohatra  5  [2.508#] Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra.
Voambolana  6  Haitoetrandro
Singan-teny  7  orana, varatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07