|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  gogo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#198] voir gogogogo, plus usité
Sampanteny 
4  Anarana :
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/3)6  gogo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1#393] [Sakalava] na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] a kind of fish
Voambolana  10  Haibiby: trondro
Tovy hevitra  11  vahona
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)13  gogo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] [Sakalava] a species of crocodile
Voambolana  16  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02