Teny iditra | vahona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain' ny olona ho fampivalanana (ny vonin' ny vahona atao hoe sahondra) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a generic name for various plants of the genus Aloe, especially Aloe macroclada, Baker, and Aloe deltoideodonta, Baker. Also a species of Crinum (Sihanaka) [Richardson 1885] | |
aloes [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | aloès [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haizavamaniry: Ahitra | |
Anarana siantifika | Aloe deltoideodonta, Aloe macroclada, Crinum | |
Ohatra | Mamontsina ny ambiaty ary manantom-panja amin' ny taho toa lakolosy kely ny vahona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 15] | |
Haianarantany | ||
Teny iditra | vahona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] jereo gogo [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | vahona | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fandikana frantsay | amer [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |