Teny iditra | goigoika (goika) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo sempotsempotra eo am-pitomaniana noho ny ranomaso arahin-tsentosento na eo ampitelemana rano sotroina. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit entendu dans le gosier de celui qui est suffoqué par les sanglots ou embarrassé par l’eau qu’il avale [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | goika | ||||||||||||
Fivaditsoratra | giogioka, goigoika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |