|
|
|
|

Teny iditra1  migoigoika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitomany sempotsempotra arahina sentosento
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to have difficulty in swallowing water, and so giving forth a sound as if choking.
Ohatra  5  [1.437#] migoigoika ny anjomara;
Fototeny  6  goigoika
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11