Teny iditra | 1 goraraika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the noise of wind in the stomach. |
Voambolana |
5 Fahasalamana 6 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 koraraika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |