Teny iditra | migoraraika (goraraika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Andrenesana feo avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To roll as wind in the stomach [1.2] | ||||||
Voambolana | Feo | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |