|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hota
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Tanala] [1.78]
9  Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  anything chewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant [1.3#272]
12  bouchée de nourriture qu'on mâche [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  hota
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  17  (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau. [1.196]

Fivaditsoratra  18  hato, hota, taho, toha-

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11