|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haavo (avo)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
4  Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  Hauteur [1.13]
Ohatra  6  Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  haavo (avo)
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Fivaditsoratra  13  avaho, avoha, haavo, havao, havoa, vahao

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11