|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  habahaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra, na handeha na hijanona
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :

Teny iditra (2/4)7  habahaba
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] a present.
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/4)11  habahaba
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] rotsirotsy

Teny iditra (4/4)14  habahaba
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Sihanaka] kavina lava

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21