|
|
|
|

Teny iditra1  mihabahaba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misalasala eo anoloan' ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an' ity na hanao an' iroa
Fototeny  4  habahaba
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  ihabahabam, mihabahaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21