Teny iditra | habahaba | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra, na handeha na hijanona [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Teny iditra | habahaba | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A present. [1.2] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | habahaba | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Rotsirotsy [1.78] | |||||||||
Teny iditra | habahaba | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Kavina lava [1.78] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |