Teny iditra | 1 habangana |
Fototeny | 2 banga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany |
Fivaditsoratra | 5 habangana, hanabanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |