|
|
|
|

Teny iditra1  habibiana
Fototeny  2  biby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany
5  [1.13] hasiahana mihoa-pampana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] wanton cruelty, brutality
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] cruauté, brutalité
8  [1.13] sauvagerie, bestialité
Voambolana  9  Ontam-po

Fivaditsoratra  10  hababinay, habaibain, habibiana, ibibahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21