| Teny iditra | 1 habokana |
| Fototeny | 2 boka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa.
[1.1] 5 Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 leprosy
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lèpre
[1.5, 1.6] 8 la lèpre [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza.
[2.424#15#]
|
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22 |
|