|
|
|
|

Teny iditra1  hadinoina
Fototeny  2  hadino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be forgotten, to be neglected.
6  [1.7] to be forgotten
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#202] Ce qu’on oublie
8  [1.8] qu'on oublie
Ohatra  9  Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#]
10  Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#]
11  Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny hadinoina io

Fivaditsoratra  17  danihinao, dinahinao, hadininao, hadinoina, hadinonay, hanidinao, hanodiany, hidinanao, hidonanay, hiodinana, hodainany, hodinanay, iandohany, idanohany, idonahany, ihodinana, nahidinao, nahodinay, nidoahany, nohadinay, nohidiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21