|
|
|
|

Teny iditra1  hadiovana
Fototeny  2  dio
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Maha te hidera ny hadiovam-pitondran-tenany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] cleanliness, purity
Tovy hevitra  6  fahadiovana, hadio

Fivaditsoratra  7  hadiovana, hanadiova, hanodiava, havadinao, hovadiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21