Teny iditra hady vorivory
Singan-teny hady ; vorivory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1]
Tovy hevitra hady vory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01