| Teny iditra (1/2) | 1 vorivory |
| Fototeny | 2 vory |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manao faribolana: Tsipika vorivory
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 9 vory |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 vorivory |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 [Sihanaka] havoana, tanety iva
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 14 rivorivo, 15 rovirovy, vorivory |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|