|
|
|
|

Teny iditra1  hady vory
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench.
Singan-teny  5  hady, vory
Tsipelina hafa  6  hadivory

Fivaditsoratra  7  hadivory, hady vory, hodivira, rivodahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21