Teny iditra vory
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy   Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao
¶ Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   collected [Abinal 1888, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   assembled, gathered together [Abinal 1888]
Famaritana anglisy   gathered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rassemblé [Abinal 1888]
   ramassé, réuni [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny  
Ny bikany  
vory
voriko
vorinao
voriny
vorintsika
vorinay
vorinareo
vorin'
vorin-
vorim-
vory
voriko
vorinao
voriny
vorintsika
vorinay
vorinareo
vorin'
vorin-
vorim-
ho vory
ho voriko
ho vorinao
ho voriny
ho vorintsika
ho vorinay
ho vorinareo
ho vorin'
ho vorin-
ho vorim-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny vory itý (5)
Analavory
  Andranovoribe
  Andranovory
  Ankilimivory
  Vatovory
 

Teny iditra vory
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   round, circular, globular, obstinate, stubborn
¶ figuratively: obstinate, stubborn [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   circulaire, rond, ovale [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra vory
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manao faribolana: Tsipika vorivory [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   vorivory
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny vory itý (0)

Teny iditra vory
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   froth, foam [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   écume, mousse [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   bave écumante [Abinal 1888]
   bave [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/05